Ny Lalao Aziatika Hangzhou, izay nokasaina hotontosaina ny 10 ka hatramin'ny 25 septambra 2022 tany am-boalohany, dia nambaran'ny Filan-kevitry ny Olaimpika Aziatika hotanterahina ny 23 septambra ka hatramin'ny 8 Oktobra 2023. Tsy hiova ny anarana sy ny famantarana ny hetsika.